Ambondrona Havaoziko Ny ENY song lyrics
Havaoziko Ny ENY Ambondrona lyrics sheet
artist
Havaoziko Ny ENY - Ambondrona lyrics
♪ Havaoziko Ny ENY ♪ lyrics
Na dia fantatro aza fa
Efa any aminao any
Ity fitia nolalaina
nifampizarana
Dia....
Indro hamafisiko indray
Ho an’ny ampitso,
rahatrizay
Hamoa izay novolena,
ho koloina ny efa
nekena
Tsy an-tery ny ahy fa
feo sy bitsiky ny fo
Hanome aina indray,
hamoha ny soa taloha
Havaoziko ny ‘’ENY’’,
izay notànako
Hanampiako ny teny,
ef’iny ny foko
Nomeko mangina,
aharitra hatrany
Fitia : ‘’nifaliana,
ndraindray tomany’’
Izay vita no tantara
Fa ny ahy iriko tsy hisy
fara
Fa mbola hitohy, tsy
hifankafohy
Dia…
Toa ireny vao niandoha
Isan’andro isan’ora
No hanehoko fitia, na
maraina na ny hariva
Manina foana malahelo,
te hifanila hatrany
tsy hangatsiaka irery
hilaozan’hafanana
Notànako ny teny, ny
foko efa nomeko
…Havaoziko ny ‘’ENY’
Lyrics credits : lyrics added by Yowan37 and corrected by rasolomanana00
Comments
1 comment for Ambondrona - Havaoziko Ny ENY lyrics
Name/Nickname
Comment
#1 rasolomanana00 06/04/2013 at 16:54:07
tsara
MP3 Download on iTunes
Ambondrona - Havaoziko Ny ENY song lyrics
MP3 Download on iTunes
Other Ambondrona song lyrics
Aza Tsiny
Eny Sa Tsia
Hijery Anao
Tafandria Mandry
Ampy Ahy
Tiako Ianao
Tsy Hay
To see also...
Artists and lyrics : Random selection of top song lyrics and artists
Francis Cabrel | Le Roi Lion | Joe Dassin | Barbara | Céline Dion | Soprano | Véronique Sanson | Léo Ferré | Ridsa | Rihanna | Jacques Dutronc | Natasha St Pier | Salvatore Adamo | Pink Floyd | Richard Anthony | Sia | La Petite Sirène | Graeme Allwright | Queen | Guesch Patti | Colonel Reyel | Booba | Claude Nougaro | Lorie | Garou

L'air Du Vent | Je Voudrais Un Bonhomme De Neige | Pull Marine | Girlfriend | Les Nuits d Une Demoiselle | El Dulce De Leche | Ailleurs | Une Chance Qu'on S'a | Besoin De Personne | Notre Dame De Paris | La Petite Mort | The Big Tree | Dieu Fumeur De Havanes (feat Catherine Deneuve) | L'enfant D'algerie | Monsieur Je T'aime | Les Mots Bleus | Je Marche Seul | Tu Veux Mon Zizi | Ave Maria | Le Lion Est Mort Ce Soir | Bonne Idée | Cheap Thrills | Si Je Te Promets | What I've Been Looking For | A Fleur De Toi
Password oversight ?
Create an account (free)
Select in the following order :
1| symbol at the top of the smiley
2| symbol at the bottom of the eye
3| symbol to the left of the suitcase
grid grid grid
grid grid grid
grid grid grid