Havaoziko Ny ENY lyrics Ambondrona parole
Fiche de Havaoziko Ny ENY Ambondrona lyrics
artiste
parole Havaoziko Ny ENY - Ambondrona lyrics
paroles ♪ Havaoziko Ny ENY ♪
Na dia fantatro aza fa
Efa any aminao any
Ity fitia nolalaina
nifampizarana
Dia....
Indro hamafisiko indray
Ho an’ny ampitso,
rahatrizay
Hamoa izay novolena,
ho koloina ny efa
nekena
Tsy an-tery ny ahy fa
feo sy bitsiky ny fo
Hanome aina indray,
hamoha ny soa taloha
Havaoziko ny ‘’ENY’’,
izay notànako
Hanampiako ny teny,
ef’iny ny foko
Nomeko mangina,
aharitra hatrany
Fitia : ‘’nifaliana,
ndraindray tomany’’
Izay vita no tantara
Fa ny ahy iriko tsy hisy
fara
Fa mbola hitohy, tsy
hifankafohy
Dia…
Toa ireny vao niandoha
Isan’andro isan’ora
No hanehoko fitia, na
maraina na ny hariva
Manina foana malahelo,
te hifanila hatrany
tsy hangatsiaka irery
hilaozan’hafanana
Notànako ny teny, ny
foko efa nomeko
…Havaoziko ny ‘’ENY’
Crédits paroles : paroles ajoutées par Yowan37 et corrigées par rasolomanana00
Commentaires
1 réaction pour Ambondrona - Havaoziko Ny ENY paroles
Nom/Pseudo
Commentaire
#1 rasolomanana00 06/04/2013 à 16:54:07
tsara
MP3 Télécharger sur iTunes
Ambondrona - Havaoziko Ny ENY parole
MP3 Télécharger sur iTunes
Autres paroles de Ambondrona
Aza Tsiny
Eny Sa Tsia
Hijery Anao
Tafandria Mandry
Ampy Ahy
Tiako Ianao
Tsy Hay
À découvrir...
Artistes et paroles : sélection aléatoire parmi les artistes et lyrics du moment
Céline Dion | Charles Aznavour | Grégoire | Tryo | Les Inconnus | Les Cowboys Fringants | Chantal Goya | Booba | Danakil | Lorie | Etienne Daho | Bob Marley | Mireille Mathieu | Keen'V | Mylène Farmer | Coeur De Pirate | Kyo | Lynda Lemay | Roméo Et Juliette | GiedRé | Bruno Mars | Blanche Neige Et Les Sept Nains | Shakira | Henri Dès | Natasha St Pier

Hier Encore | Bad Boys | La Quête | Tout Le Monde Veut Devenir Un Cat | Mon Amie La Rose | J'en Ai Rêvé | Die Trying | Je N'y Suis Pour Rien | Toi Et Moi | Match Nul | Mexico | Fallait Pas Commencer | Je Suis Perdu | Un Jour Tu Ris, Un Jour Tu Pleures | ARMSTRONG | La Rue Principale | Au Printemps | Les Petits Pieds De Léa | Moskau | House Of The Rising Sun | Hello | Quand Les Hommes Vivront D'amour | L Italien | Ya Nabi Salam Alayka | Sexy Pour Moi
Problème de connexion ?
Ouvrir un compte (gratuit)
Sélectionnez dans l'ordre suivant :
1| symbole à gauche de l'ampoule
2| symbole à gauche de la maison
3| symbole à gauche de la cible
grid grid grid
grid grid grid
grid grid grid