paroles Ilay Hatsaranao lyrics
Fiche de Ilay Hatsaranao lyrics Mirado
artiste
parole Ilay Hatsaranao - Mirado lyrics
paroles ♪ Ilay Hatsaranao ♪
Toy ny nanonofy ihany aho
raha nahita anao indray andro izay,
Saika tsy afa-po mihitsy aho
fa toa nisarik’ahy

Tsy afeniko fa tena nandratra ahy ilay hatsaranao
Indrindra koa fa noravahin’ilay tsiky kely izay
Koa aza omena tiny aho raha toa nanoratr’izao hira izao
F’ilay eritreritr’izay nanarak’ahy tsy mety lany
manaiga fanahy
Nametsovetso ny fahitako anao naka sary an-tsaina ilay
akantomao
Mikalo sy mamisavisa sis azoko atao

[Refrain]:
Tsy ho adinoiko velively
Tsy hovoafafa na oviana na oviana
Ato an-tsaiko ilay fijerinao
Ato an-tsaiko ilay fitsikinao
Toy ny fitomboka ‘zay tsy afaka intsony
Fa mitoetra

Toy ny nanonofy ihany aho
raha nilazanao indray andro izay
Saika tsy nino mihitsy aho
Fa ianao izao no nahavita izao

Ekeko fa anananao ny bika sy ny endrika
K’izany koa angamba no nahabe ny mpitsiriritra anao
Olombelona ihany ianao ka na be ny fitiavanao ahy
Rehefa tojon’ilay mahay azy ianao
niova ihany ka lasa nandao
Ka lafi-ratsiny ny nahitako anao indray
‘lay hatsaranao raha toy izay
Mikalo sy mamisavisa sisa azoko atao

[Refrain]:
Tsy ho adinoiko velively
Tsy hovoafafa na oviana na oviana
Ato an-tsaiko ilay fijerinao
Ato an-tsaiko ilay fitsikinao
Toy ny fitomboka ‘zay tsy afaka intsony
Fa mitoetra

Tsy ho adinoiko velively
Tsy hovoafafa na oviana na oviana
Ato an-tsaiko ilay toetranao
Ato an-tsaiko ilay nandao ahy ianao
Toy ny fitomboka ‘zay tsy afaka intsony
Fa mitoetra…
Crédits paroles : paroles ajoutées par denzl
Commentaires
Postez une réaction pour Mirado - Ilay Hatsaranao paroles
Nom/Pseudo
Commentaire
Mirado - Ilay Hatsaranao paroles
Autres paroles de Mirado
Eto Aho
À découvrir...
Artistes et paroles : sélection aléatoire parmi les artistes et lyrics du moment
Disney | Patrick Bruel | Dalida | Kendrick Lamar | Bob Marley | Les Cowboys Fringants | La Belle Et La Bête | Bob L'éponge | Bryan Adams | Beyonce | Aladdin | Le Bossu De Notre Dame | La Reine Des Neiges | Pocahontas | Cendrillon | Frère Des Ours | Anne Sylvestre | Crystal Castles | Annie Cordy | Raiponce | Colette Renard | La Compagnie Créole | Mireille Mathieu | Matisyahu | Pirates Des Caraïbes

A La Foire De L'est | Tu Vas Me Détruire | Petit Poney | Un Ange Qui Passe | Les Ailes D'un Ange | J'ai Tant Besoin De Toi | Je Te Veux Toi | Only For You | Free | Vois Comme Nous, Volons Haut | Ingénieur Informaticien | Crazy In Love Ft. Leah Kelly | Fee Ra Huri | Le Petit Bossu | Crève Mon Sale | Les F... | Jessica | Travailler C'est Trop Dur | La Solitude | Baby, I Love You | Séparation Brutale 2 | S.O.S Société | Gaston | Qui Veut? | Live For The Moment (Matt Hardy Theme)
Problème de connexion ?
Ouvrir un compte (gratuit)
Sélectionnez dans l'ordre suivant :
1| symbole à gauche du nuage
2| symbole en bas du smiley
3| symbole à droite du pouce en l'air
grid grid grid
grid grid grid
grid grid grid