Mage 4 Fo Vaovao traduction
Fiche de Fo Vaovao Mage 4
artiste
Traduction Fo Vaovao - Mage 4
traduction ♪ Fo Vaovao ♪
Commentaires
Postez une réaction pour Mage 4 - Fo Vaovao traduction
Nom/Pseudo
Commentaire
paroles Mage 4 - Fo Vaovao lyrics
paroles ♪ Fo Vaovao ♪
Fo vaovao - Mage 4

Tsy mety mionona intsony ’lay fitia
Tsy mety fa mitroatra
Tsy mety mitony f’efa babonao
’Zay rehetra atao tsy very dia aho
F’ianao tiako loatra
Ny eritreritro rehetra manaraka anao

’Reo teny mafy fanaoko toa nandratra
Nihafinao hatrizay
Ny fihetsiko toa tsy nitory fitia
Bedibedy koa haiko fa tsy zaka
Dia raozy ankiray
Noheveriko fa ampy hampionona an-dry

Sokafy ny fonao mba hidirako
F’ianao irery ihany no afaka halala
Marary anatiko ao ka mila tsy tantiko
Fantatrao ihany izay tia adala

Tia ka mahafoy anao aho
’Zay rehetra nankarary anao
Nefa niniako foana mbola natao
Hadinoy fa ny foko dia hiova vaovao

Ato anatiko mahamay tsy tanty
’Lay fitia ho anao
Tsy hay tohaina, tsy hay atao
Fa ny fo babo loatra tsy mahatanty
Tsy mahay hatrizao
Atao ahoana no tianao hitiavako anao

MAGE 4
Autres traductions de Mage 4
Fefy Tsilo
Fiandohana
Fiderana
Fitia Mandrakizay
Fitiavana
Ilay Hazavana
Hiverina Ndray Ny Fahiny
Tsy Iteny Aho
À découvrir...
Artistes et paroles : sélection aléatoire parmi les artistes et lyrics du moment
Le Roi Lion | Les Cowboys Fringants | Dalida | Joe Dassin | Céline Dion | American Horror Story | La Reine Des Neiges | Serge Gainsbourg | Aldebert | Notre-dame De Paris | Les Colocs | Claude François | Nana Mouskouri | Indochine | Isabelle Pierre | Henri Dès | Emilie Jolie | Grease | La Chicane | Danakil | Eminem | Beau Dommage | Garou | GiedRé | Peter Pan

Hakuna Matata | Carmen | Je Ne Veux Pas Travailler | O Fortuna | Uptown Funk | Ti Fleur Fânée (créole) | Je Survivrai | Y'a Des Jours Comme ça | Générique Princesse Sarah | Je Voudrai Deja Etre Roi | ABC | Tu Es Comme Ca (feat Garou) | Cups | Mange Des Tomates, Mon Amour | Bang Bang | All Star | Gotta Go My Own Way | Marin (Enfant Du Voyage) | Mets De L'Huile | Hold My Hand (Feat. Sean Paul) | Merde In France | La Valse Des Lilas | Wild Is The Wind | J'aime Les Filles | C Est Magnifique
Problème de connexion ?
Ouvrir un compte (gratuit)
Sélectionnez dans l'ordre suivant :
1| symbole en haut de l'enveloppe
2| symbole à gauche du smiley
3| symbole en bas du nuage
grid grid grid
grid grid grid
grid grid grid